FISARAHANA
C G C Eny tonga izao ny fotoana F C Izay hisarahana G C Eny tsapako fa hay C G C Mafy tokoa ny fisarahana C G Am C Eny tsy tantiko ny hanatrika F C G Izao fotoana izao } bis C G Am C Mangoraka ny foko malahelo C F C G C Ka dia veloma, veloma re no hapetrako Enga anie isika hisy fihaonana Indray andro any Amin’izay hifaly, hifampihomehy Sy hifampiantoraka O!o!o!o Veloma e! O!o!o!o Aza manadino e! O!o!o!o Manorata