Vololona

Lohateny Vololona
Nampiditra ondinion
Tamin'ny 24/10/2007 17:46
Vangy : 806
VOLOLONA MAHALEO
 Raha misy angamba mba azo lazaina hoe moramora tendrena dia ity hira ity
Hajao tsara ny temps i.e isaky ny temps fort ny bas no tendrena
4/4 ilay izy dia ny 1ér temps sy ny 3éme temps no mitendry ny bas
MI ny clée saingy misy capô eo @ 4éme cage dia lasa Do no hitondrana azy

Do          Mimin
Tonon-kira iray ê!
Fa      Sol      Do
Ahatsiarovako anao
Do            Mimin
Io ilay hira Fahizay ê!
Fa        Sol          Do
Mbola niaraka izaho sy ianao.



Vaky ny sitara

Mangina koa ny valiha

Izaho sy ny gitara
                         ....Re min..Sol ......Do
No hany sisa mandihy,     Vololona ô, Voloplona a!...



Hitako ianao omaly ê!

Teo an-tratran'ny zalahy iny

Tsapako fa falifaly

Adinonao ny fahiny, Vololona ê



Sentosento sorisory ê

Adin-tsaina koa

Na mijoro na matory ê

Ny anaranao no ato an-doha, Vololona ê



Tsy alahelo ve moa?

Olombelona ihany

Raha mahatsiaro ny taloha

Mety ho lasa vinany, Vololona ê



Mizara roa ankehitriny ê

Ny lalantsika teo

Samy mahazo izay iriny

Ka ny ho avy no jereo, Vololona ê

© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.008