Tsy maintsy tongako
"Tsy maintsy tongako" Fascination
Sol Do Ré
Andao fa ho entiko any ianao
Sol Do Ré
hijery ilay tanananay mh...mh
Sol Do Ré
miorina an-tampon-kavoana izy
Sol Do Ré
voadidin'ala ala , no sady mangina koa
Mim Do
fa lalan-tsarotra tokoa
Sol
no ho diavintsik'izao
Ré
ao fa ho tantanako ianao
Mim Do
tsy tongan'ny fiara-kodia
Sol
fa lalan-kely manjohy miakatra
Ré
ny mankany aminay
Sol Do
ref : tsy maintsy tongako any ianao
Ré
fa ef'izay no tanjoko
Sol Do
'lay trano bongon'ny fitia no nomaniko
Ré
ho vantaninao any e e!
ny masoandro efa madiva hilentika
ka mety ho tratra andro hariva iany 'zao sy ianao
ka raha sendra hatsika mamirifiry
dia mbola eto anilanao aho
hanome hafanana
ny aty anie tsy mba sahala
ilay any aminareo
mahantra rendrarendra
(tsy mba ory fia)
ref:.......