Maratra hambom-po

Lohateny Maratra hambom-po
Nampiditra miscy
Tamin'ny 30/09/2006 14:28
Vangy : 674

Sim            La                      Mi
Ho avy any aho raha tsy mampaninona anao
Sol           la      Sim
Hamangy fa tsy hitory fitia
   La                        Mi
Fantatrao nefa fa hatramin'izao
Sol           Sim
Tsy manadino anao



Ho avy any aho raha misy tavela ny anao

Ampy hanafàna io hariva io

Sy hitàfa ny halahelo tsy maty

Nandratra ny fo(2), nandratra hambom-po

Sol SIm SOl Sim LA

famerenana:


Re            La
 Ilay fanaoko taloha
Mi         Sol La
 Niafiako avokoa
Re       La
 Izay ao am-po
Mi     Sol    La     Re
 Ho fatorako mba tsy handeha



Ho avy any aho raha tsy mampaninona anao

Tsy hitanisa ny halaheloko akory

Fantatrao anefa fa hatramin'izao aho

Maratra ny fo(2), maratra hambom-po 



famerenana:



 Ilay fanaoko taloha

 Niafiako avokoa

 Izay ao am-po

 Ho fatorako mba tsy handeha
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0085