Maratra hambom-po
Sim La Mi Ho avy any aho raha tsy mampaninona anao Sol la Sim Hamangy fa tsy hitory fitia La Mi Fantatrao nefa fa hatramin'izao Sol Sim Tsy manadino anao Ho avy any aho raha misy tavela ny anao Ampy hanafàna io hariva io Sy hitàfa ny halahelo tsy maty Nandratra ny fo(2), nandratra hambom-po Sol SIm SOl Sim LA famerenana: Re La Ilay fanaoko taloha Mi Sol La Niafiako avokoa Re La Izay ao am-po Mi Sol La Re Ho fatorako mba tsy handeha Ho avy any aho raha tsy mampaninona anao Tsy hitanisa ny halaheloko akory Fantatrao anefa fa hatramin'izao aho Maratra ny fo(2), maratra hambom-po famerenana: Ilay fanaoko taloha Niafiako avokoa Izay ao am-po Ho fatorako mba tsy handeha
