Ampidiro aloha ny tenimiafina
Ikalakely
C Izy tsy hanambara rahoviana hoe : Em "Tia anao" izany Am Fa tena tia tokoa ve F sa manaiky fotsiny ihany C Izy tsy hanambara rahoviana Em izay tena an-dohany ihany Am Izy 'nefa tsy mandà F fa toa manaiky hatrany hatrany Nefa ny ao an'eritreriny hoe : lasanao ny fony Efa ambarany amin'ny fihetsiny hoe : 'ty ny vatako tolomy Dia toa miandry atao an-keriny izy 'Zany angamba no tiany atao Efa 'zay 'lay kalakely iny e izy hanahaka ny neniny / tia fa tsy an-kiteniteny C Izay "passe"-nao "passe"-nao Em Ny revinao revinao Am Rehefa tia ianao de 'zay F Fa reventsika milay foana izy e!
