Ampidiro aloha ny tenimiafina
Hay, Hay
ity zany ny tondropeogitara le hiran' ny mahaleo oe "hay, hay" (raha ny fahaizako anazy aloha e, ra misy diso de mba lazaio any a, lol) le intro somary sarotrarotra fa apetrako eo any rehefa misy fotoana, azafady e ... mi re(maj) Hay, hay, hay, hay, hay, sol (do, sol, do, sol) hay, sol re(7ème) sol izao vao tsapanao tokoa (do, si(bar), la, sol, re...) Fa mafy ny fiainana mi re(maj) Hay, hay, hay, hay, hay, sol (do, sol, do, sol) mafaitra sol re(7ème) sol Ny mikaroka ny soa (do, si(bar), la, sol, re...) Rehefa tsisy ny hitarainana mi re(maj) Fony mbola teo i dada sy sol (do, sol, do, sol) i neny sol re(7ème) sol Tsy nohenoina akory raha niteny (do, si(bar), la, sol, re...) Sy mba nanahanatranatra… sol do re... Eeeee raha mahatsiaro ireo taloha sol do re... Mila ho vaky teo re ny loha mi re(maj) Fa tsy misy ny sol (do, sol, do, sol) atokona sol re(7ème) sol Ny manodidina ahy no andrasana (do, si(bar), la, sol, re...) Nahoana no mitokona mi re(maj) Hay, hay, hay, hay, hay, sol (do, sol, do, sol) mafy sol re(7ème) sol izany tsy mba mitafy (do, si(bar), la, sol, re...) Afa-tsy ankanjo rovitra mi re(maj) Hay, rehefa tsy eo koa sol (do, sol, do, sol) i neny, sol re(7ème) sol Dia tsy maintsy mihafy (do, si(bar), la, sol, re...) Na dia noana sy mangovitra. sol do re... Eeeee raha mahatsiaro ireo taloha sol do re... Mila ho vaky teo re ny loha mi re(maj) Fa tsy misy ny sol (do, sol, do, sol) atokona sol re(7ème) sol Ny manodidina ahy no andrasana (do, si(bar), la, sol, re...) Ny totohondry no avokona sol do re... Eeeee raha mahatsiaro ireo taloha sol do re... Mila ho vaky teo re ny loha napetrak'i lou.rana ny 17 oktobra 2005 lou.rana@laposte.net
