Ampidiro aloha ny tenimiafina
tonga ny alina
RE/ SOL/MImin tonga ny alina LAmaj RE natao hatoriana RE SOL/MImin nefa maro no tsy milamina LAmaj RE sy be fanahiana RE SOL ao 'reo namoy olon-tiana MImaj LAmaj niari-tory tsy fidiny SIbmol/FAdiez SImin fa nolalovam-pahoriana SOL LAmaj RE alina feno ngidiny ao'reo izay mitsabo tena mahatsiaro manary aina tsy mety kivy fa manantena mbola ho tojo ny maraina tonga ny alina ny ditra no mitsaitsaika fa ny hendry sy ny malina mamonjy fodiana maika ny tonta kely sy ny jiolahy natosim-pahantrana no tsy miraika fa sahisahy handeha handroba ny tanàna ny vehivavy vatana miasa ka tsy resin-tahotra miandry izay hitantana ka midola tsy miahotra tonga ny alina alin'ny mpiriaria mahatonga azy hiarina hiala mandry satria be 'reo toerana azony aleha fotsy varavarana dia mandany vola be toy ny tsy nisasarana dia ataony 'zay rehetra tiany ny devoly aza fohaziny hanantontosa 'zay irin' ny zanaky ny aizina tonga ny alina natao hatoriana
