Mampamangy

Lohateny Mampamangy
Nampiditra deghany
Tamin'ny 03/08/2005 10:57
Vangy : 383


Mba ovaina kely ndray alou le "style" fa tssss!!
atao glita roa: G1 sy G2. OK???


   Yeh ! Any ho any e
   Yeh ! Androany a
   Lasa saina any aho
   Any ho any e
   Lasa saina any aho
   Androany a

G1:Am                     Dm
G2:Am7                   G#7+9-5
   Manantena anao aho fa ho avy e
G1:G                               C       EE7
G2:C#7-9           E7-9/B      F#7+9-9-5   A#9+5 A#7-5
   Nefa ianao moa hatramin'izao toa misangy a
   Ny fitiavana natotrao mampamangy ehe
   Dia aleoko mionona amin'izao 
   Manavinavy an

Manirery any aho (in-2)
Tsy tafandry e
Manirery any aho (in-2)
Ka tomany a
Ts'isy azoko atao (in-2)
Fa miandry e
Nefa ianao any izay (in-2)
Mandrimandry a

Asa re raha tsapanao fa tena mafy e
Izany fiandrasana olon-tiana tsy mety avy an
Asa re ianao raha miandry na mampirafy e
Hany sisa azoko atao dia ny mihafy a

Malahelo any aho (in-2)
Ry malala e
Malahelo any aho (in-2)
Ka tomany a
Malahelo any aho (in-2)
Ka mijaly e
Miverena amin'izay miverena re
Fa sasa-miandry a

Lasa saina any aho
Any ho any e
Lasa saina any aho 
Androany a
Lasa saina any aho
Any ho any e
lasa saina any aho 
Androany 

Yeh !...
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3396