Ampidiro aloha ny tenimiafina
Mampamangy
Mba ovaina kely ndray alou le "style" fa tssss!! atao glita roa: G1 sy G2. OK??? Yeh ! Any ho any e Yeh ! Androany a Lasa saina any aho Any ho any e Lasa saina any aho Androany a G1:Am Dm G2:Am7 G#7+9-5 Manantena anao aho fa ho avy e G1:G C EE7 G2:C#7-9 E7-9/B F#7+9-9-5 A#9+5 A#7-5 Nefa ianao moa hatramin'izao toa misangy a Ny fitiavana natotrao mampamangy ehe Dia aleoko mionona amin'izao Manavinavy an Manirery any aho (in-2) Tsy tafandry e Manirery any aho (in-2) Ka tomany a Ts'isy azoko atao (in-2) Fa miandry e Nefa ianao any izay (in-2) Mandrimandry a Asa re raha tsapanao fa tena mafy e Izany fiandrasana olon-tiana tsy mety avy an Asa re ianao raha miandry na mampirafy e Hany sisa azoko atao dia ny mihafy a Malahelo any aho (in-2) Ry malala e Malahelo any aho (in-2) Ka tomany a Malahelo any aho (in-2) Ka mijaly e Miverena amin'izay miverena re Fa sasa-miandry a Lasa saina any aho Any ho any e Lasa saina any aho Androany a Lasa saina any aho Any ho any e lasa saina any aho Androany Yeh !...
