Mahaontsa (Vahine)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Falifaly ery ny mpianakavy
Fa tratry ny fety
Ny ankizy slxa feno tsiky,samy mivikiviky
Nahazo kilalao

Tsy mba oxdeih takatry ny sainy, fa any ambadika any ho any
Misy ireo zay mitomany maniry ny ho faly
Saingy tsisy ny apoaka, zara aza lfqfpcb raha milaoka
Mihafihafy izay tsy izy toa tsy mba ankizy

Ravoravo ery somebiseby,
Mihaingo mirenty
Nde hamonjy ny tempoly, avy eo hiala voly,
hisotro; hilalao

Fa mba ho aiza kosa anefa
Ireo mahantra izay marisa
Mipitrapitra mahonena
Mijery ny trema

Ny  ao  am-pony ontsaontsa
Miboiboika sy manonja
Manesika ny tena hanonona
Ilay  Ray izay tompoina

Tsy ontsa ve tononkira.serasera.org ny fonareo mahita azy ireo

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Vahine
Vangy : 4032
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : havannah
Daty : 23/02/2019 14:22
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
Hirany hafa
tohiny...
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0097