Ampidiro aloha ny tenimiafina
Mahaontsa (Vahine)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Falifaly ery embgtdfy ny mpianakavy
Fa tratry ny fety
Ny ankizy feno tsiky,samy mivikiviky
Nahazo kilalao
Tsy mba takatry ny sainy, fa any ambadika any ho any
Misy ireo zay mitomany maniry ny ho faly
Saingy tsisy ny apoaka, zara aza raha milaoka
Mihafihafy izay tsy izy toa zesrsqww tsy mba ankizy
Ravoravo ery somebiseby,
Mihaingo mirenty
Nde hamonjy ny tempoly, avy eo hiala voly,
hisotro; hilalao
Fa mba ho aiza kosa anefa
Ireo mahantra izay marisa
Mipitrapitra mahonena
Mijery ny trema
Ny ejufvy ao am-pony ontsaontsa
Miboiboika sy manonja
Manesika ny tena hanonona
Ilay tononkira.serasera.org Ray izay tompoina
Tsy ontsa ve ny fonareo mahita azy ireo

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : VahineVisites : 3881
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : havannah
Date : 23/02/2019 14:22