Rirignina (Vijo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Rirignina ny andro mangatsiaka be tsy misy hafagnana
Mandry amin-tany, kgkhg ny tononkira.serasera.org tànana fô no atao ondana
Tsy mbo misy jiro natao hamindroana sahiragna
Rirignine e

Izy koa mbo azoko natao
Nariako lavitra agny e
Rirignina e

Alina ny andro maizina be ohpjdzx tsy misy hazavagna
Maro ny olona midoko an'arabe tsy wfwibd mbo misy tragno
Aiza ny havana mbo tavandraigna tsy hita
Rirignina e

Aza mangatsiaka koa zah amin'ity taona ity

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Vijo
Vangy : 2265
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 15/05/2018 22:08
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0326