Rirignina (Vijo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Rirignina ny andro mangatsiaka be tsy misy hafagnana
Mandry amin-tany, ny tànana fô uafibf no atao ondana
Tsy mbo misy jiro natao hamindroana sahiragna
Rirignine e
Izy koa mbo azoko natao
Nariako quqbodv tononkira.serasera.org lavitra agny e
Rirignina e
Alina ny andro maizina be tsy misy hazavagna
Maro ny olona midoko an'arabe tsy mbo misy tragno
Aiza ny vowu havana mbo tavandraigna tsy hita
Rirignina e
Aza mangatsiaka koa zah amin'ity taona ity

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : VijoVisites : 2301
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : ikalamako
Date : 15/05/2018 22:08