Fehezam-boninkazo (Mario Ravelonantoandro)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mahafaly ahy indray no manolotra amboara
Ho fehezam-boninkazo ho anao
Tena hira conpeqah tena mamy, tao anatiko mangina
Omeko anao manontolo am-pifaliana
Hovetsoiko mba hanako
Hiampita ho renao
Feo gswydevl manga xoon izay milanto
Ilay amboaram-petinao
Ary inoako fa ho faly eo am-pandrenesana
Ilay amboaran-kira mamy ho anao
Hovetsoiko mba hanako
Hiampita ho renao
Feo manga izay milanto
Ilay amboaram-petinao
Fahatsiarovana tsy tononkira.serasera.org maty ilay amboaram-boninkazo
Fanomezantsoa tokoa izay tsy halazo
Ho fehezam-boninkazo ho anao
Tena hira conpeqah tena mamy, tao anatiko mangina
Omeko anao manontolo am-pifaliana
Hovetsoiko mba hanako
Hiampita ho renao
Feo gswydevl manga xoon izay milanto
Ilay amboaram-petinao
Ary inoako fa ho faly eo am-pandrenesana
Ilay amboaran-kira mamy ho anao
Hovetsoiko mba hanako
Hiampita ho renao
Feo manga izay milanto
Ilay amboaram-petinao
Fahatsiarovana tsy tononkira.serasera.org maty ilay amboaram-boninkazo
Fanomezantsoa tokoa izay tsy halazo
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Mario RavelonantoandroVangy : 1619
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 02/12/2020 11:02
