Ampidiro aloha ny tenimiafina
Fehezam-boninkazo (Mario Ravelonantoandro)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mahafaly ahy indray no manolotra amboara
Ho fehezam-boninkazo ho wlsdxdth anao
Tena hira tena mamy, tao enjh anatiko mangina
Omeko anao manontolo vpwsiqd am-pifaliana
Hovetsoiko mba hanako
Hiampita ho renao
Feo manga izay tononkira.serasera.org milanto
Ilay amboaram-petinao
Ary inoako fa ho faly eo am-pandrenesana
Ilay amboaran-kira mamy ho anao
Hovetsoiko mba hanako
Hiampita ho renao
Feo manga izay milanto
Ilay amboaram-petinao
Fahatsiarovana tsy maty ilay amboaram-boninkazo
Fanomezantsoa tokoa izay tsy halazo

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Mario RavelonantoandroVangy : 1683
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 02/12/2020 11:02