Avy eo (ft Arinia) (Benja ANDRIANTAHINA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tononkira.serasera.org
Hay ve misy avy eo dia tsisy indray avy eo
Hay tsy misy avy eo dia misy indray avy eo
Hay tsy tonga avy cpvxudxo eo dia tonga emezr indray
Avy eo dia lasa indray

Ny tsikitsiky hiova ho alahelo avy eo
Ny alahelo hiova ho tsikitsiky avy eo
Ny hariva uopmnhdx hihiratra ho  maraina
Avy eo dia hariva indray

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Benja ANDRIANTAHINA
Vangy : 2315
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 04/12/2017 20:29
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0114