Avy eo (ft Arinia) (Benja ANDRIANTAHINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hay ve misy avy eo dia tsisy indray avy eo
Hay tsy misy avy eo dia misy wdiyswmy indray avy eo
Hay tsy tonga avy eo dia zimooiw tonga indray
Avy eo dia lasa indray
Ny tsikitsiky hiova ho alahelo avy eo
Ny tononkira.serasera.org alahelo hiova ho tsikitsiky avy eo
Ny hariva hihiratra ho davup maraina
Avy eo dia hariva indray

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Benja ANDRIANTAHINAVangy : 2356
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 04/12/2017 20:29