Avy eo (ft Arinia) (Benja ANDRIANTAHINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hay ve misy avy eo dia tsisy indray avy eoHay tsy misy avy eo dia misy indray avy eo
Hay tsy tonga avy eo dia tonga indray
Avy eo dia lasa indray
Ny tsikitsiky hiova ho alahelo avy eo
Ny alahelo hiova ho tsikitsiky avy eo
Ny hariva hihiratra ho maraina
Avy eo dia hariva indray
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Benja ANDRIANTAHINAVangy : 1671
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 04/12/2017 20:29