TIA (Nate Tex & Micky)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mba henoy kely aho anie fa hitantara zavatra,
Ny foko no miteny fa izaho mpitondra hafatra,
Tsy an-tery fa izay tsapanao, vonona aho.
Henoko tokoa izany fa nangilan-tsofina aho,
Nandrotsirotsy ahy avy hatrany ilay rzyylxqn tantaranao,
Anio aho te hilaza fa tiako ianao.
Tena tiako ianao, safidy tokana tsy mampisalasala ahy,
Izaho koa tononkira.serasera.org tia anao,tsapako ato anatiko ihany koa ny tsapanao,
Hiaraka aminao, hitantana ny tananao no faniriako,
Mamiko ianao, o! o!
Ho sambatra tokoa anie qzlda isika roa fa hiaraka,
Ka ho tafiara-dalana tokoa ny tia sy ny manina,
Ny anjara no manambatra ho iray.

Izaho koa tia anao, tsapako ato anaty ihany koa ny tsapanao,

o! o! o! o! o! o! o! o! o!

Mamiko ianao, dctrg o! o! avia fihiniko.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Nate Tex & MickyVangy : 3826
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : litarazavar
Daty : 13/01/2024 08:26