TIA (Nate Tex & Micky)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mba henoy kely aho anie fa hitantara zavatra,
Ny foko no miteny fa izaho mpitondra hafatra,
Tsy an-tery fa izay tsapanao, vonona aho.
Henoko tokoa izany fa nangilan-tsofina aho,
Nandrotsirotsy ahy avy hatrany ilay tantaranao,
Anio aho te hilaza fa tiako ianao.
Tena tiako ianao, safidy tokana tsy mampisalasala ahy,
Izaho koa tia anao,tsapako ato anatiko ihany koa ny tsapanao,
Hiaraka aminao, hitantana ny tananao no faniriako,
Mamiko ianao, o! o!
Ho sambatra tokoa anie isika roa fa hiaraka,
Ka ho tafiara-dalana tokoa ny tia sy ny manina,
Ny anjara no manambatra ho dvhw iray.

Izaho koa tia anao, tsapako ato anaty ihany koa ny tsapanao,
Hiaraka aminao, pmpr hitantana ny tananao no faniriako,
Mamiko ianao, o! o!
o! o! o! o! o! o! o! o! o!
Tena tiako ianao, safidy tononkira.serasera.org tokana tsy mampisalasala ahy,

Mamiko ianao, o! sszqurx o! avia fihiniko.

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Nate Tex & MickyVisites : 3542
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : litarazavar
Date : 13/01/2024 08:26