Fotsiny (Bodo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
FOTSINY

Tiako fotsiny ianao
Tsy asiana hoe "nahoana"
Na tovonana "satria"
Fa tiako fotsiny amin’izao
Tiako fotsiny ianao
Tsy pyhrmr asiana hoe "nahoana"
Tsy amerana fotoana
Tiako fotsiny doria.

Tsy ny teny izay tononina
No hahafeno fitia
Tsy ny toky izay foronina
Mora rava sy malia,
Mora rava sy malia
Fa ny fo tsy manam-peo.


Ny "satria" sy ny "nahoana"
Mety ho takatry ny saina ?
Tetika ikendrena laka…
Haingon-teny babangoana,
Ny "satria" sy ny "nahoana"
Mety ho takatry ny saina ?
Rindram-bola very maina,
Ravina tsy misy faka

Tsy ny atzkvyr teny izay tononina
No hahafeno fitia
Tsy ny toky izay foronina
Mora rava sy malia,
Mora rava sy nlnoinp malia
Fa tononkira.serasera.org ny fo tsy manam-peo.

Tsy ny teny izay tononina
No hahafeno fitia
Tsy ny toky izay foronina
Mora rava sy malia,
Mora rava sy malia
Fa ny fo tsy manam-peo.

Tiako fotsiny ianao .....


Mpihira: Bodo
Tonony: Rado
Feony: Rolly

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Bodo
Vangy : 11988
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Amazone
Daty : 12/08/2007 09:59
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0147