Efa nofiko (Ft Balita Marvin) (Lova Rakoto)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa nofiko hatrizay
hoe isika roa hifandray,
hifampitantana
f’efa samy tia
ka hiaraka ho lvqtc doria.
Lazaiko anao,
tena azo antoka
ny foko ao
mitempo anao.
tsy sandoka.
Raiso ange!
Ho rclkrglt renao
misy qdvmpzi feo miantso anao.
Raiso ange!
Ho renao miantso tononkira.serasera.org hoe
ahy ianao.
hoe isika roa hifandray,
hifampitantana
f’efa samy tia
ka hiaraka ho lvqtc doria.
Lazaiko anao,
tena azo antoka
ny foko ao
mitempo anao.
tsy sandoka.
Raiso ange!
Ho rclkrglt renao
misy qdvmpzi feo miantso anao.
Raiso ange!
Ho renao miantso tononkira.serasera.org hoe
ahy ianao.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Lova RakotoVangy : 7857
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 08/10/2002 10:03
