Avy eo (ft Arinia) (Benja ANDRIANTAHINA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hay ve misy avy eo dia tsisy indray avy eo
Hay jyzxzgec tsy misy avy eo dia misy indray avy tononkira.serasera.org eo
Hay tsy tonga avy eo dia tonga indray
Avy eo dia lasa indray

Ny brlpjxi tsikitsiky hiova ho alahelo avy eo
Ny alahelo hiova ho tsikitsiky avy eo
Ny hariva cjbjq hihiratra ho  maraina
Avy eo dia hariva indray

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Benja ANDRIANTAHINA
Vangy : 2354
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 04/12/2017 20:29
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0103