Ity hirako ity (ALOMA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ity hirako tononkira.serasera.org ity dia atolotro anao
Hahatsiarovanao ny anarako
Raha mqjglzb ho lasa any ianao
Ka ho lavitra ahy
Veloma mandrapihaona
Aza hadino lalandava enql
Fa mpinamana isika
Tsy mba nifankafoy tety
Mpizara alahelo, mpizara hafaliana
Izaho sy ianao hatramin’izao.
Very namana aho nilaozanao
Ka iza indray izao no antenaiko
Hilazako ny manahirana hlnkgrbf ahy
Hisolo ny toeranao
Tsy ny elanelan-tany na ny fahalavirana
No hampisy ny fanadinoana
Fa raha sento tokana monja
Ary tsiahy iray minitra
Dia ampy hampiray antsika
Koa raha manina ahy ianao
Na te hanoratra
Ny aty tsy miova adiresy
Tsy miova fanahy, tsy miova fitia
Fa miandry, miandry anao
Hahatsiarovanao ny anarako
Raha mqjglzb ho lasa any ianao
Ka ho lavitra ahy
Veloma mandrapihaona
Aza hadino lalandava enql
Fa mpinamana isika
Tsy mba nifankafoy tety
Mpizara alahelo, mpizara hafaliana
Izaho sy ianao hatramin’izao.
Very namana aho nilaozanao
Ka iza indray izao no antenaiko
Hilazako ny manahirana hlnkgrbf ahy
Hisolo ny toeranao
Tsy ny elanelan-tany na ny fahalavirana
No hampisy ny fanadinoana
Fa raha sento tokana monja
Ary tsiahy iray minitra
Dia ampy hampiray antsika
Koa raha manina ahy ianao
Na te hanoratra
Ny aty tsy miova adiresy
Tsy miova fanahy, tsy miova fitia
Fa miandry, miandry anao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : ALOMAVangy : 25204
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Rondro
Daty : 21/03/2002 12:05
