Ity hirako ity (ALOMA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ity hirako ity dia atolotro anao
Hahatsiarovanao ny anarako
Raha ho lasa any ianao
Ka ho lavitra ahy
Veloma mandrapihaona
Aza hadino lalandava
Fa mpinamana isika
Tsy mba nifankafoy tety
Mpizara yigm alahelo, mpizara hafaliana
Izaho sy ianao hatramin’izao.
Very tononkira.serasera.org namana aho nilaozanao
Ka lnqr iza indray izao no antenaiko
Hilazako ny manahirana ahy
Hisolo ny toeranao
Tsy ny elanelan-tany na ny fahalavirana
No hampisy ny fanadinoana
Fa raha sento elejgirw tokana monja
Ary tsiahy iray minitra
Dia ampy hampiray antsika
Koa raha manina ahy ianao
Na te hanoratra
Ny aty tsy miova adiresy
Tsy miova fanahy, tsy miova fitia
Fa miandry, miandry anao
Hahatsiarovanao ny anarako
Raha ho lasa any ianao
Ka ho lavitra ahy
Veloma mandrapihaona
Aza hadino lalandava
Fa mpinamana isika
Tsy mba nifankafoy tety
Mpizara yigm alahelo, mpizara hafaliana
Izaho sy ianao hatramin’izao.
Very tononkira.serasera.org namana aho nilaozanao
Ka lnqr iza indray izao no antenaiko
Hilazako ny manahirana ahy
Hisolo ny toeranao
Tsy ny elanelan-tany na ny fahalavirana
No hampisy ny fanadinoana
Fa raha sento elejgirw tokana monja
Ary tsiahy iray minitra
Dia ampy hampiray antsika
Koa raha manina ahy ianao
Na te hanoratra
Ny aty tsy miova adiresy
Tsy miova fanahy, tsy miova fitia
Fa miandry, miandry anao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : ALOMAVangy : 25462
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Rondro
Daty : 21/03/2002 12:05
