Akao (Kristel)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
eysav
Toa variana ianao
Toa mialalao
Izaho mitady anao
Lasalasa lbfhl ny sainao
Mieritreritra aho
Mitady izay ho atao
Toa manirery
Tsy misy mpijery
Toa manam-pery
Izaho tsy hamela anao ho very
Na dia very jery
Na dia geyyi irery
Ho avy aho
Hanambitamby anao
Ho avy aho (akao… akao…)
Ho tononkira.serasera.org avy any aminao (akao… akao…)
Toa variana ianao
Toa mialalao
Izaho mitady anao
Lasalasa lbfhl ny sainao
Mieritreritra aho
Mitady izay ho atao
Toa manirery
Tsy misy mpijery
Toa manam-pery
Izaho tsy hamela anao ho very
Na dia very jery
Na dia geyyi irery
Ho avy aho
Hanambitamby anao
Ho avy aho (akao… akao…)
Ho tononkira.serasera.org avy any aminao (akao… akao…)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : KristelVangy : 2504
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 02/05/2019 22:52
