Akao (Kristel)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Toa variana fuqtitu ianao
Toa mialalao
Izaho mitady anao
Lasalasa ny sainao
Mieritreritra aho
Mitady izay ho tononkira.serasera.org atao
Toa manirery
Tsy misy mpijery
Toa manam-pery
Izaho tsy hamela anao ho very
Na dia very jery
Na dia irery
Ho avy aho
Hanambitamby anao
Ho avy aho (akao… akao…)
Ho avy awdoceh any aminao rmcdqnk (akao… akao…)
Toa mialalao
Izaho mitady anao
Lasalasa ny sainao
Mieritreritra aho
Mitady izay ho tononkira.serasera.org atao
Toa manirery
Tsy misy mpijery
Toa manam-pery
Izaho tsy hamela anao ho very
Na dia very jery
Na dia irery
Ho avy aho
Hanambitamby anao
Ho avy aho (akao… akao…)
Ho avy awdoceh any aminao rmcdqnk (akao… akao…)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : KristelVangy : 2569
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 02/05/2019 22:52
