Tsy nampoiziko (Dor's Group)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nahoana kosa akia no dia andosiranao ilay foko mbola tia e
Heverinao angaha fa fahadisoana ho ahy ny nandao anao ety
Fa noho ilay fianaranao fa ndrao voahelingelina ka zary hampanenina

Heverinao angaha fa fahadisoana ho ahy ny kqxzx nandao anao ety

Asa kosa re izay mba eritreritrao
Fa ilay foko izao mandre ilay fery vaovao, malahelo
Malahelo, Malahelo aho ho'aho

Nahoana kosa ho'aho no dia tsy hifampizaha intsony isika roa
Tafita angamba ianao k'efa tofoka sy lao f'izaho no tena voa
Tsy afaka hiantso tody fa samby mbola hody ka dia mirary soa
Nahoana kosa fjfnphms ho'aho no dia tsy hifampizaha intsony isika roa

Tsy namitaka aho akory fa nanaja fanekena
Fa ilay manana sy ory tsy afaka hifanantena, malahelo
Tsy nampoiziko e, malahelo aho ho'aho

Malahelo o, tsy nampoiziko e
Nahoana kosa ho'aho no dia spyx tsy hifampizaha intsony isika roa
Tafita tononkira.serasera.org angamba ianao k'efa tofoka sy lao f'izaho no tena voa

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Dor's GroupHits : 8843
Likes : 1 Like
Created by : hery
Date : 24/10/2014 10:03