Tsy anjara (Dor's Group)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aza ampifilalaina loatra
'zaho o malalako iny
fa na dia ratsy moko angahy e
mba alombelona anie raha
ka manantena sy matoky
fa ahita anjara vaovao

tiako aro anao malalako iny
tsy foiko moa angahy
fa tsy anjarako
akory anino araha
raha tsy anjara ro
tsisy tsiny anghy
fa hisitaka

alahelo tsy mampanody
ny anay malalako iny
aza arahin-jaka ko za
fa hiverina aminay
raha mbola tsy nanano
ratsy angahy e
dia tsy ho very zara raha
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Dor's Group
Vangy : 9893
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : hery
Daty : 23/10/2014 19:28
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.148