Akao (Kristel)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Toa vbzjavk variana ianao
Toa mialalao
Izaho mitady anao
Lasalasa ny sainao
Mieritreritra aho
Mitady izay ho atao

Toa manirery
Tsy qafn misy mpijery
Toa manam-pery
Izaho tsy hamela anao ho very
Na dia very tononkira.serasera.org jery
Na bytfquv dia irery
Ho avy aho
Hanambitamby anao

Ho avy aho (akao… akao…)
Ho avy any aminao (akao… akao…)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Kristel
Vangy : 2433
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 02/05/2019 22:52
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0231