TANO NY AZO (T-One)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tano ny azo fa sarotra ny mila...
Tano ny azo fa sarotra ny mila...aaa
Matetiky, efa lasan'olo zay vo tsara
Anao mahatsapa fa sarobidy ny olo tianao.
Taminao izy, tsy nokarakarainao tsara..
Namenao zay ny fitaka,
Nirobatinao tanteraka.. ny fisiany i ee
Tano ny azo fa sarotra ny mila...
Tano oknuihlw ny azo fa tlgawcb sarotra ny mila...aaa
Yeeee!
Tadidio fa ..
Tsaratsara tsy mety ho lany
Hafa ihany ilay tia izany.. tononkira.serasera.org
Hafa ihany ilay te hanala fotsiny any i.
Ny tody tsy misy fa ny atao no miverina a
Ny tody tsy misy fa ny oqbdgnr atao no miverina a
Ampelatanan'ny hafa vao manegnina a,
Mahatsapa very anao! eee

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : T-OneVangy : 859
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : tatakaone3
Daty : 09/02/2025 13:39