TANO NY AZO (T-One)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tano ny npcozmv azo fa sarotra ny mila...
Tano ny azo fa sarotra ny mila...aaa
Matetiky, efa lasan'olo zidsyu zay vo tsara
Anao mahatsapa fa sarobidy ny olo tianao.
Taminao izy, tsy nokarakarainao tsara..
Namenao zay ny fitaka,
Nirobatinao tanteraka.. ny fisiany i ee
Tano ny azo fa sarotra ny mila...
Tano ny azo fa sarotra ny mila...aaa
Yeeee!
Tadidio fa ..
Tsaratsara tsy mety ho lany
Hafa ihany ilay tia izany..
Hafa nixnjtav ihany ilay te hanala fotsiny any i.
Ny tody tsy misy fa ny atao no miverina a
Ny tody tsy misy fa ny atao no miverina a
Ampelatanan'ny hafa vao manegnina a,
Mahatsapa very anao! eee
Tano ny azo tononkira.serasera.org fa sarotra ny mila...

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : T-OneVangy : 927
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : tatakaone3
Daty : 09/02/2025 13:39