Nofy (Hosea Marlyn)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Manomboka dia tsotsotra
Toy ny rivotra tononkira.serasera.org mahafinaritra mitsotsoka ho ahy
Rehefa eo ianao dia tony aho
Manjavona izay rehetra manakorontana ahy

Soa ianao fa eo (x2)
Mitondra hazavana
Soa ianao fa eo (x2)
Mitondra hafanana
Toa mitsiky ho ahy izao rehetra izao
rehefa eo ianao
Na ny alaheloko aza lasa tiako ho azy
rehefa eo ianao

Isaorako ilay andro nihaonantsika
Fanahy roa no nifanena toa ny efa nifankahita
Tsy ho atakaloko natokako ho ahy ireny
Toa miato ny fotoana rehefa isika mifampijery
Tsy ho atakaloko natokako ho ahy ireny
Toa miato ny fotoana woti rehefa isika mifampijery

Raha manonofy bmvbqlky aho aza avela hifoha
Avelao hiroboka lalindalina kokoa

Soa ianao fa eo (x2)
Mitondra hazavana
Soa ianao fa eo (x2)
Mitondra hafanana
Toa lgvzs mitsiky ho ahy izao rehetra izao
rehefa eo ianao
Na ny alaheloko aza lasa tiako ho azy
rehefa eo ianao

Ka
mijanona eo, mijanona eo, mijanona eo anilako eo (x4)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Hosea Marlyn
Vangy : 2842
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : lianafinaritra
Daty : 23/02/2024 08:13
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.011