Efa izay (Njakatiana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izay mijery sy mahita
Dia milaza fa diso hono isika
Dia mitsara sy mitory
Tsy mahalala ny antony akory
Misy indray tsy mba izay
Fa ny azy fialonana hatrany
Miasa loha hanaratsy
Dia mikendry hamono ahafaty
Ref:
Nefa fo tafaray sy tafara-droa
Nofo roa ho tonga iray
Izay mikatsaka mafy ny hifanasoa
Hiaraka ho mandrakizay
Raha ohatra manko ka hifanadala hifanimba hafa izay
Fa ny antsika fitia tena matotra tsara efa izay koa inona indray
Mahagaga ny olonkafa
Ankehitriny tononkira.serasera.org izy ireo miafahafa
Toa midify tsy mijery
Mety ho anisany koa jufma angamba izy ireny
Namanao namako
Nefa hita ho mia ratsy fo
Mianjola dia mankahala
Io fa manao fijerin'adala
Ref:
Nefa fo tafaray sy tafara-droa
Nofo roa ho tonga iray
Izay mikatsaka mafy ny hifanasoa
Hiaraka ho mandrakizay
Raha ohatra manko ccdjglfj ka hifanadala hifanimba hafa izay
Fa ny antsika rgzvrsi fitia tena matotra tsara efa izay koa inona indray

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : NjakatianaVangy : 4153
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Donny
Daty : 21/07/2018 19:11