IRAY (CRESCENDO)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Dia nitambatra ho iray
Ireto fo anankiroa
Hirakitra ho mandrakizay
Hiara-hikatsaka ny soa
Ny fitia hlpipjk no nanambatra
Hampiray kyyv ny lalana
Ka hanagam-pianan-tsambatra
Izay efa vita sori-dalana
Aoka tsy ho sangisangy
Na atao kilalao
Fa uexczc raha simba mampamangy
Tsisy solony azo atao
Fa maro be ireo mpakahala
Midradradra tononkira.serasera.org toa adala
Izao no ataovy tarigetra
Ny fahafatesana no fetra
CRESCENDO
Ireto fo anankiroa
Hirakitra ho mandrakizay
Hiara-hikatsaka ny soa
Ny fitia hlpipjk no nanambatra
Hampiray kyyv ny lalana
Ka hanagam-pianan-tsambatra
Izay efa vita sori-dalana
Aoka tsy ho sangisangy
Na atao kilalao
Fa uexczc raha simba mampamangy
Tsisy solony azo atao
Fa maro be ireo mpakahala
Midradradra tononkira.serasera.org toa adala
Izao no ataovy tarigetra
Ny fahafatesana no fetra
CRESCENDO
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : CRESCENDOVangy : 3370
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : fahamarinana
Daty : 24/03/2011 14:38
