IRAY (CRESCENDO)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Dia nitambatra ho iray
Ireto fo anankiroa
Hirakitra ho mandrakizay
Hiara-hikatsaka ny soa
Ny fitia no nanambatra
Hampiray ny lalana
Ka hanagam-pianan-tsambatra
Izay efa vita sori-dalana
Aoka tsy ho sangisangy
Na cmkj atao kilalao
Fa raha simba mampamangy
Tsisy solony azo atao
Fa maro be ireo mpakahala
Midradradra eywsiaj toa adala
Izao mmdqpyjr no ataovy tarigetra
Ny fahafatesana tononkira.serasera.org no fetra
CRESCENDO
Ireto fo anankiroa
Hirakitra ho mandrakizay
Hiara-hikatsaka ny soa
Ny fitia no nanambatra
Hampiray ny lalana
Ka hanagam-pianan-tsambatra
Izay efa vita sori-dalana
Aoka tsy ho sangisangy
Na cmkj atao kilalao
Fa raha simba mampamangy
Tsisy solony azo atao
Fa maro be ireo mpakahala
Midradradra eywsiaj toa adala
Izao mmdqpyjr no ataovy tarigetra
Ny fahafatesana tononkira.serasera.org no fetra
CRESCENDO
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : CRESCENDOVisites : 3350
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : fahamarinana
Date : 24/03/2011 14:38
