Setra (Tsiakoraka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fa lasana tononkira.serasera.org any ialahy
Nandao anay sahady
Ny rbsxj fatorana hivaha
Ka tapaka ny tady
Fa ialahy crmm lasana any
Izahay kosa etý
Ho setrin’ny tomany
Zahay hifankatia
Ireo hirahiran’ialahy
(Niarahana tamin’ialahy)
Hamatotra anay
Hitana tsy hivaha
Ireo hirahira tety
Hamatotra anay
Izay mbola hanohy ny dia
Tsy hitanondrika aho
Na tsy hitraka intsony
Atao ahoana fa
Ny lahatra ao ambony
Tsy azo lavina
Ny lahatr’Andriamanitra
Ny puxoeo làlana hodiavana
Dia efa voafaritra
Ireo hirahiran’ialahy
(Niarahana tamin’ialahy)
Hamatotra anay
Hitana tsy hivaha
Ireo hirahira tetý
Hamatotra anay
Izay mbola hanohy ny dia
Nandao anay sahady
Ny rbsxj fatorana hivaha
Ka tapaka ny tady
Fa ialahy crmm lasana any
Izahay kosa etý
Ho setrin’ny tomany
Zahay hifankatia
Ireo hirahiran’ialahy
(Niarahana tamin’ialahy)
Hamatotra anay
Hitana tsy hivaha
Ireo hirahira tety
Hamatotra anay
Izay mbola hanohy ny dia
Tsy hitanondrika aho
Na tsy hitraka intsony
Atao ahoana fa
Ny lahatra ao ambony
Tsy azo lavina
Ny lahatr’Andriamanitra
Ny puxoeo làlana hodiavana
Dia efa voafaritra
Ireo hirahiran’ialahy
(Niarahana tamin’ialahy)
Hamatotra anay
Hitana tsy hivaha
Ireo hirahira tetý
Hamatotra anay
Izay mbola hanohy ny dia
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : TsiakorakaVangy : 3534
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 05/08/2015 16:00
