Mifohaza (Njakatiana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
MIFOHAZA
‘zay matoritory mifohaza amin’izay e ô!yô!yô!
‘zay varimbariana mihetseha amin’izay e ô!yô!yô!
Raha miraikiraiky ianao, ambadik’I Sahondra ianao
Mihanahana ianao, ilaozan’ny omby miahaka!
Mba tairotairo amin’izay sao dia tara e!ya !
Mihetsiketseha mba tsy ho lany zara ô!ya!e!
Ny saina amam-batana tsy hisalasala e! ya!
Asio ambiance mafanafana tsara ô!ya!e!
E!ya!e!
Aza miandry sdzysx ny hafa tsy hanao
ôh! ôh! Aiza atsika e!
ôh! ôh! Aiza aky e!
ôh! ôh! Akory drako!
ôh! ôh! Aia manafo!
ôh! ôh! Hanovo soa ko nanareo njaralahy ‘reo
ôh! ôh! Minotsiky io
Asio tsaratsara amin’izay ianao tsy ngôma e!ya!
Fa tsara qjet amintsika miaraka misôma eh! Lahy e!
Aza mandiniky raha hafahafa e! ya!
Tsara koa ny tsy mifampihafahafa
Mifohaza! Mifohaza
Tairo izay mbola tononkira.serasera.org mandry
Ampio tanana
Isika mihetsika
Eto foana atsika niany
Ireo tsy miraharaha, aleo ho taraiky eo!
Atsangano ny tanan’izay efa tsara e! ô!yô!yô!
Atsangano ny tanan’izay ambiance e! ô!yô!yô!

Lasa ary ‘ty fa tsisy an-kiala! E!ya!
Aza mihevitra mihitsy hoe adala! Ô!ya! e!
Fa dia milay avokoa izay revy eto! E!ya!
Isika hisaraka toa auyfswqb hampalahelo! Ô!ya! e!
E!ya!e!
….
’zay matoritory mimatoria amin’izay e! ô!yô!yô!
NJAKATIANA

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : NjakatianaVangy : 5867
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : zoubelou
Daty : 02/12/2005 19:14