Aok'izay (Bodo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aoka izay ngidinao
O! jrug ry vintako tsy tsara
Fa ifonako tokoa
Maty aho fa mitsahara
Midaraboka mianjera efa tsy maharin-tena
Asanao raha dia ho sahy
Irony tsindry hazo lena
He ’ty hoditry ny kabzej foko
Miepakepaka tsy nahy
Fa voarangotrao daholo
Na ny saiko na fanahy
Dian’antsy dia-nify
tononkira.serasera.org No natentinao ny foko
Dray ry vintako malala
ametxz Manafotra ahy ny mitoloko
Asanao ry vintako
Maty aho aminao e
Asanao tokoa tokoa
Asanao dia asanao
Raha hijery ity toloko
Apotrapotrako tsy miato
Na ho faly ny hatoriako
Eo am-parafara vato.
Lahatsoratra: Rabehajaina Justin
O! jrug ry vintako tsy tsara
Fa ifonako tokoa
Maty aho fa mitsahara
Midaraboka mianjera efa tsy maharin-tena
Asanao raha dia ho sahy
Irony tsindry hazo lena
He ’ty hoditry ny kabzej foko
Miepakepaka tsy nahy
Fa voarangotrao daholo
Na ny saiko na fanahy
Dian’antsy dia-nify
tononkira.serasera.org No natentinao ny foko
Dray ry vintako malala
ametxz Manafotra ahy ny mitoloko
Asanao ry vintako
Maty aho aminao e
Asanao tokoa tokoa
Asanao dia asanao
Raha hijery ity toloko
Apotrapotrako tsy miato
Na ho faly ny hatoriako
Eo am-parafara vato.
Lahatsoratra: Rabehajaina Justin
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : BodoVangy : 12781
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 21/08/2002 20:45
