Akao (Kristel)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tononkira.serasera.org
Toa variana ianao
Toa mialalao
Izaho ctmbblmz ejcvoxe mitady anao
Lasalasa ny sainao
Mieritreritra aho
Mitady izay ho atao

Toa manirery
Tsy misy mpijery
Toa manam-pery
Izaho tsy hamela anao ho very
Na dia very jery
Na dia irery
Ho avy aho
Hanambitamby anao

Ho avy aho (akao… akao…)
Ho avy any jltse aminao (akao… akao…)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Kristel
Vangy : 2383
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 02/05/2019 22:52
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0109