Ny anilanao (José sy Tahina)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha mbola mitempo, raha mbola sbbig miventso ny fo
dia ho anao, ho anao ry tsy foiko
ny anilanao no ventiventesiko hatrany
ny fitiavanao no ambetin-dresako hoe mamy
ry ilay nofinidiko, ianao no efa tiako
hiara-dia ka pwmg ho doria

Ka amin'ity andro ity
dia isika roa, hanorina ilay tokantrano soa
tokantrano soa, lafatra tokoa
na tsiky tomany ianao ihany
ianao no tokako eto antany

Ka ninon'inona hanjo, dia ianao ianao tokoa
ianao no andry hiankinan'ity fo
na hangidy na mamy ianao ihany
ianao no tononkira.serasera.org tokiko eto antany
efa voasoratra fa ianao, ianao no anjarako
fitiavako anao dia tsy mba ho lany

Injay fa migadona ilay ora mamy tokoa
ilay ora sarobidy nandrasantsika roa
k' ilay voady nohamasinin'ny Ray Tsitoha
ka ireo havana sy namana hifaly
fa nampifandraisin'ny fo
hitambatra ho iray
ka ho anao ho mandrakizay
ka amin'ity uedb andro ity dia isika roa
efa nifanaiky hiezaka tokoa, hiezaka tokoa, hizara ny soa

--------
Rohy:
Hevitra
angolatianayenofa ( 23/07/2025 10:21)
tena tsara aloha ilay hira indrindra ny tonony
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : José sy Tahina
Vangy : 17491
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : landyi
Daty : 15/05/2014 09:59
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
Hirany hafa
tohiny...
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0101