fenonao (Bodo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fenonao (Bodo)

Izay jereko anie ry aiko
Omban’ny alokao,
Tsy hitahita toa tsy haiko,
Fa oycdphwa voatonona ny anaranao
Ny tontolon’ny fisainako
Manjohy anao am-binany
Tiako ianao amin’ny fiainako
hanorenana akany.

Aiza ianao, (in-2)
Moa ve mahatsiaro ynfzqxnv ahy;
Izaho aty mbola tia,
tena tia fa aza manahy!

Raha toa ka misy eritreritra
Tonga ao an-dohako ao
Voatsiahiko matetika
Ireo tokintsika izay natao,
Isan’andro aho mitsiky
Lavitra ahy ny tomany
Fenonao mihitsy
Ilay ratra-poko nanontany

Ny sarinao tsy mba miala eto tononkira.serasera.org imasoko
Vota sikotra tsy maty ato oytl anatiko
Eny anao aho, anao
Tena tia fa tsy an’ny hafa.....

mpihira:BODO
Tonony: Ny Eja
Feony  : Tovo  J’Hay

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Bodo
Vangy : 10053
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Ny Eja
Daty : 04/04/2004 04:41
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0143