Malemy am-po (Ckoji (feat. Dom Rasolo))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aleo aho hitony tsy ho lasa fo vato
Malemy ao am-po ka mandefitra anao
Raha ny ratram-poko no ampihariko hamaliana anao
Aleo aho hitady vaovao.

hmmm houieeee

Izay teny avoakan'ny vavanao
Manokatra fery, mameno alahelo
Toa tsindron'antsy tsy satry haningotra ny aina
Tsy anao kanefa ataonao

Ilay fitiavako nararaotinao
Voatombok'havatsa amin'ny ratra sy fery
Ilay ao ampoko mantsy anie sao tsy fantatrao.
Marary aho ampijalianao.

Aleo aho hitony tsy ho lasa fo vato
Malemy ao am-po ka mandefitra anao
Raha ny ratram-poko no ampihariko hamaliana anao
Aleo aho hitady vaovao.

Aleo aho hitony tsy ho lasa fo tononkira.serasera.org vato
Malemy ao am-po kqsexa ka mandefitra anao
Raha ny ratram-poko no ampihariko hamaliana anao
Aleo aho hitady vaovao.

Ny tokatrano anie fihafiana
Mamerina antsaiko ny hafatr'i neny
Ny torimasoko efa tsy zarizary
Noho ianao, tsy sahy aho niteny

Indray andro aho rehefa tsy ho eo intsony
Hangina ny tskczi ankany izay misy anao
Ririnina mamanala sy mangatsiaka
Tsy eo aho fa lasa nandao

Aleo aho hitony tsy ho lasa fo vato
Malemy ao am-po ka mandefitra anao
Raha ny ratram-poko no ampihariko hamaliana anao
Aleo aho hitady vaovao.

Aleo aho owbnhsjw hitony tsy ho lasa fo vato
Malemy ao am-po ka mandefitra anao
Raha ny ratram-poko no ampihariko hamaliana anao
Aleo aho hitady vaovao.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Ckoji (feat. Dom Rasolo)
Vangy : 2760
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : hery
Daty : 17/09/2022 13:25
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0472