ANKINO (Bodo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misy olona mitomany
Hitanao any ho any
Mahatsiaro ho resin’ny fiainana
Ka velona oxvij ny taraina
Mahatsiaro ho potraka tokoa
Nefa atao ahoana moa
Izay angamba vcvp no anjaranao
Sa ny vintana no tsy tao
Iza no ahalala ny ratsy vitanao ety an-tany
Misafidy foana ianao
Ho velona sa ho dawi faty
Mahatsiaro ho potraka tokoa
Nefa atao ahoana moa
K’aza kivy toa izao
Andriamanitra anie homba anao
Ankino tanteraka
Fa aza manaiky ho reraka
Ho tafita foana ianao
Rehefa ao ilay Tompo Andriamanitrao
F’Izy no manampy anao
Rehefa manatona Azy tononkira.serasera.org ianao
Satria ny Ray, Ray, Ray
Mahavitra ny tsirairay
Mpihira : bodo
Tonony : bodo
Feony : dôsa
Hitanao any ho any
Mahatsiaro ho resin’ny fiainana
Ka velona oxvij ny taraina
Mahatsiaro ho potraka tokoa
Nefa atao ahoana moa
Izay angamba vcvp no anjaranao
Sa ny vintana no tsy tao
Iza no ahalala ny ratsy vitanao ety an-tany
Misafidy foana ianao
Ho velona sa ho dawi faty
Mahatsiaro ho potraka tokoa
Nefa atao ahoana moa
K’aza kivy toa izao
Andriamanitra anie homba anao
Ankino tanteraka
Fa aza manaiky ho reraka
Ho tafita foana ianao
Rehefa ao ilay Tompo Andriamanitrao
F’Izy no manampy anao
Rehefa manatona Azy tononkira.serasera.org ianao
Satria ny Ray, Ray, Ray
Mahavitra ny tsirairay
Mpihira : bodo
Tonony : bodo
Feony : dôsa
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : BodoVangy : 25447
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 13/01/2004 23:09
