Lasanao (Faniry R)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nokasaiko, nandraindraiko
Fony mbola zaza tononkira.serasera.org ny saiko
Hoavy ho tsara
Raha tantaram-pitia
Fitiavana feno hasambarana
Efa sasatra niandry aho
Tsy nanantena anao
Anio efa fandresena
Haiko fa tia ahy ianao
Malala ah...
Lasanao tanteraka ny foko
Malala ah...
Ny fitiavako anao, tsy qoae atakalo tsy ho soloiko
Malala ah...
Lasanao tanteraka ny foko
Malala ah...
Hahasambatra anao dia
Omeko anao avokoa izay momba ahy
Lazaiko anao ambarako anao
Raha ny ato am-poko tsy hatao
Te hilalao ireo sangim-pitia
Ireo izay nekentsika fa ho icmgnqu doria
Efa sasatra gabvj niandry aho
Tsy nanantena anao
Anio efa fandresena
Haiko fa tia ahy ianao
Malala a...
Fony mbola zaza tononkira.serasera.org ny saiko
Hoavy ho tsara
Raha tantaram-pitia
Fitiavana feno hasambarana
Efa sasatra niandry aho
Tsy nanantena anao
Anio efa fandresena
Haiko fa tia ahy ianao
Malala ah...
Lasanao tanteraka ny foko
Malala ah...
Ny fitiavako anao, tsy qoae atakalo tsy ho soloiko
Malala ah...
Lasanao tanteraka ny foko
Malala ah...
Hahasambatra anao dia
Omeko anao avokoa izay momba ahy
Lazaiko anao ambarako anao
Raha ny ato am-poko tsy hatao
Te hilalao ireo sangim-pitia
Ireo izay nekentsika fa ho icmgnqu doria
Efa sasatra gabvj niandry aho
Tsy nanantena anao
Anio efa fandresena
Haiko fa tia ahy ianao
Malala a...
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Faniry RVangy : 2037
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 28/05/2019 22:45
