Lasanao (Faniry R)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nokasaiko, nandraindraiko
Fony mbola zaza tononkira.serasera.org ny saiko
Hoavy ho tsara
Raha tantaram-pitia
Fitiavana feno hasambarana
Efa sasatra niandry aho
Tsy nanantena anao
Anio efa fandresena
Haiko fa tia ahy ianao
Malala ah...
Lasanao tanteraka ny foko
Malala ah...
Ny fitiavako anao, kqnorl tsy atakalo tsy ho soloiko
Malala ah...
Lasanao tanteraka ny foko
Malala ah...
Hahasambatra anao dia
Omeko anao avokoa izay momba ahy
Lazaiko rycssq anao ambarako anao
Raha ny ato am-poko tsy zbnlstac hatao
Te hilalao ireo sangim-pitia
Ireo izay nekentsika fa ho doria
Efa sasatra niandry aho
Tsy nanantena anao
Anio efa fandresena
Haiko fa tia ahy ianao
Malala a...
Fony mbola zaza tononkira.serasera.org ny saiko
Hoavy ho tsara
Raha tantaram-pitia
Fitiavana feno hasambarana
Efa sasatra niandry aho
Tsy nanantena anao
Anio efa fandresena
Haiko fa tia ahy ianao
Malala ah...
Lasanao tanteraka ny foko
Malala ah...
Ny fitiavako anao, kqnorl tsy atakalo tsy ho soloiko
Malala ah...
Lasanao tanteraka ny foko
Malala ah...
Hahasambatra anao dia
Omeko anao avokoa izay momba ahy
Lazaiko rycssq anao ambarako anao
Raha ny ato am-poko tsy zbnlstac hatao
Te hilalao ireo sangim-pitia
Ireo izay nekentsika fa ho doria
Efa sasatra niandry aho
Tsy nanantena anao
Anio efa fandresena
Haiko fa tia ahy ianao
Malala a...
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Faniry RHits : 2116
Likes : 0 Like
Created by : ikalamako
Date : 28/05/2019 22:45
