Fitia (Hosea Marlyn)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Sarotra amiko
Ny hilaza fa
Misy hafa tia ahy
Tiako koa...
Fa ianao ihany
Miverimberina
Tsy misalasala
Manadala ahy...
Efa fahazarana ianao
Manamora ny fiainako
Fahanginana mifono
Hasambarana tsy foiko.
Efa fahazarana ianao
Manamora ny fiainako
Fahanginana mifono
Hasambarana tsy foiko.
Ianao ilay ejhazdem trano mahamanina ahy
Rehefa an-tanin'olona aho
Mivezivezy
Mahatsiaro ho irery
Manatsara hryxdbyj eumopf ny andro ratsy ianao
Isika roa, izao tontolo tononkira.serasera.org izao
Tsy mila resaka
Eto aho tsy reraka.
Efa fahazarana ianao
Manamora ny fiainako
Fahanginana mifono
Hasambarana tsy foiko.
Efa fahazarana ianao
Manamora ny fiainako
Fahanginana mifono
Hasambarana tsy foiko.
Efa fahazarana ianao
Manamora ny fiainako
Fahanginana mifono
Hasambarana tsy foiko.
Ny hilaza fa
Misy hafa tia ahy
Tiako koa...
Fa ianao ihany
Miverimberina
Tsy misalasala
Manadala ahy...
Efa fahazarana ianao
Manamora ny fiainako
Fahanginana mifono
Hasambarana tsy foiko.
Efa fahazarana ianao
Manamora ny fiainako
Fahanginana mifono
Hasambarana tsy foiko.
Ianao ilay ejhazdem trano mahamanina ahy
Rehefa an-tanin'olona aho
Mivezivezy
Mahatsiaro ho irery
Manatsara hryxdbyj eumopf ny andro ratsy ianao
Isika roa, izao tontolo tononkira.serasera.org izao
Tsy mila resaka
Eto aho tsy reraka.
Efa fahazarana ianao
Manamora ny fiainako
Fahanginana mifono
Hasambarana tsy foiko.
Efa fahazarana ianao
Manamora ny fiainako
Fahanginana mifono
Hasambarana tsy foiko.
Efa fahazarana ianao
Manamora ny fiainako
Fahanginana mifono
Hasambarana tsy foiko.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Hosea MarlynVangy : 5861
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : hery
Daty : 17/06/2023 09:07
