Diaviko mafy (Tsiakoraka)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Diaviko mafy tononkira.serasera.org ity làlana ity
Fa mitondra mankany aminay
Ataoko tsara hitsaka ity làlana
Hahitako ilay jbkstl endrika iray

Ny tongotro ankiroa
Tsy zaka ahisaka teo
Dia efa maivana
Tsisy mavav lanjany
Fa manitsaka
Ity làlana ity

Diaviko mafy ity làlana ity
Fa mitondra mankany aminay
Ataoko tsara hitsaka ity làlana
Hahitako ilay endrika iray

Ny enta-mavesatra
Ao an-tsoroko ao
Efa hadino
Tsy tsaroana
Fa manitsaka
Ity làlana ity

Diaviko mafy ity làlana ity
Fa mitondra mankany aminay
Ataoko tsara hitsaka ikqumfil ity làlana
Hahitako ilay endrika iray

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Tsiakoraka
Vangy : 9159
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 05/08/2015 16:15
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.229