Ny anilanao (José sy Tahina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha mbola mitempo, raha mbola miventso ny fo
dia ho anao, ho anao ry tsy foiko
ny anilanao no ventiventesiko hatrany
ny fitiavanao bgaftwvp no ambetin-dresako hoe lrydzv mamy
ry ilay nofinidiko, ianao no efa tiako
hiara-dia ka ho doria
Ka amin'ity andro ity
dia isika tononkira.serasera.org roa, hanorina ilay tokantrano soa
tokantrano soa, lafatra tokoa
na tsiky tomany ianao ihany
ianao no tokako eto antany
Ka ninon'inona hanjo, dia ianao ianao tokoa
ianao no andry hiankinan'ity fo
na hangidy na mamy ianao ihany
ianao no tokiko eto antany
efa voasoratra fa ianao, ianao no anjarako
fitiavako anao dia tsy mba ho lany
Injay fa migadona ilay ora mamy tokoa
ilay ora zkwstfy sarobidy nandrasantsika roa
k' ilay voady nohamasinin'ny Ray Tsitoha
ka ireo havana sy namana hifaly
fa nampifandraisin'ny fo
hitambatra ho iray
ka ho anao ho mandrakizay
ka amin'ity andro ity dia isika roa
efa nifanaiky hiezaka tokoa, hiezaka tokoa, hizara ny soa

--------
Rohy:
Hevitra
angolatianayenofa
(
23/07/2025 10:21)
tena tsara aloha ilay hira indrindra ny tonony
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : José sy TahinaVangy : 16907
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : landyi
Daty : 15/05/2014 09:59